Arktika

From Wikipedia, the free encyclopedia

Arktika

I Arktika dia ilay faritra manodidina ny tendron-tany avaratra eto amin' ny tany, izay tafiditra ao anatin' ny faribolan-tendron-tany avaratra sy ny manodidina mikasika io faribolana io. Ao amin' i Arktika manontolo na amin'ny ampahany izany ireto firenena ireto: i Nôrvezy, i Soeda, i Finlandy, i Rosia, i Etazonia (noho ny fisian' i Alaska), i Kanada, i Danemarka (noho ny fisian' i Groenlandy), ary i Islandy.

Thumb
Sarin-tany maneho an' i Arktika sy ny firenena ao aminy
Thumb
I Arktika eo amin' izao tontolo izao

Jereo koa

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.