Ôvimbondo (vahoaka)
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Ôvimbondo na Mbondo Tatsimo dia vahoaka ao Angôla izay monbina eo amin' ny lembalemba afovoany ao amin' io firenena io sy ao amin' ny faritra a-morontsiraka adrefan' io lembalemba io. Io no vondrom-poko maro anisa indrindra ao Angôla, izay mahatratra ny 37 %n' ny mponina. Tombanana any amin' ny 4 tapitrisa any ho any ny isan' ny Ôvimbondo. Ny fiteny ombondo, izay fiteny banto, no fitenin' izy ireo, miampy ny fiteny pôrtogey.

Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.