![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/0f/Vanilla_planifolia_%25286998639597%2529.jpg/640px-Vanilla_planifolia_%25286998639597%2529.jpg&w=640&q=50)
Vanila
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny vanila na lavanila dia zava-manitra fanao amin' ny sakafo izay azo avy amin' ny karazana ôrkidea sasany maniry toy ny vahy amin' ny faritra mafana sy manorana, avy any Amerika Afovoany, ka ny Vanilla planifolia no tena fantatra amin' izany. Ny teny nohagasina hoe vanila dia avy amin' ny fiteny espaniôla hoe vainilla.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/0f/Vanilla_planifolia_%286998639597%29.jpg/640px-Vanilla_planifolia_%286998639597%29.jpg)