Trenton, New Jersey
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Trenton dia renivohitra ny New Jersey, any Etazonia Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2010, nisy olona 84 913 mahery tany, Trenton no tanàna lehibe indrindra any New Jersey, aorian'i ny Newark, Jersey City, Paterson sy Elizabeth.
Trenton, New Jersey | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 84 913 mpo. mponina | |
Tanànan-dehibe | 366 513 mpo. | |
Ben'ny tanàna | Tony F. Mack | |
Firenena | Etazonia | |
Faritany | New Jersey | |
Faritra | NC |