Renivohitra
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny renivohitra dia toerana na tanàna manan-danja indrindra, ara-pôlitika na ara-kolontsaina na ara-toekarena na ara-tsôsialy, eo amin' ny firenena, ny fanjakana, ny faritany, ny faritra, ny kaominina, sns. Ny renivohitry ny firenena no misy ny fiasan' ny andrim-panjakana sy ny manampahefana ambony rehetra toy ny governemanta, antenimieram-pirenena, foloalin-dahy, mpitondra ao amin' ny firenena iray.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |