From Wikipedia, the free encyclopedia
Toamasina | ||
Velarantany | 30,9 km2 | |
Isam-ponina | 325 857 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toamasina | |
Faritra | Faritra Atsinanana |
I Toamasina dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Toamasina-I; Toamasina-II, , ao amin'ny Faritra Atsinanana, ao amin'ny Faritanin'i Toamasina.
Mitahiry ny sisa tavela talohan'ny fahaleovantena i Toamasina, izay misy toerana fizahan-tany maro azon' ny rehetra tsidihina. I Toamasina taloha, ny Place Bien Aimé, ny seranan-tsambon' i Toamasina na ny morontsiraka avaratra ary ny tora-pasika mahafinaritra ao aminy dia toerana azo zahana ao amin' ity tanàna. Mahafinaritra ireo zavatra isan-karazany ireo, raha mitaibgina posy sy môtô telo kodiarana (atao hoe "tuc tuc") ary ny koady, na koa ny fandriana ambanin' ny elobe.
Renivohi-paritany eto Madagasikara
Renivohi-paritra eto Madagasikara
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.