![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/46/T_Jefferson_by_Charles_Willson_Peale_1791_2.jpg/640px-T_Jefferson_by_Charles_Willson_Peale_1791_2.jpg&w=640&q=50)
Thomas Jefferson
From Wikipedia, the free encyclopedia
Manao pôtilita sy filôzôfy amerikana, i Thomas Jefferson niteraka tamin'ny 18 Aprily 1743 tany Shadwell ary maty tany Monticello tamin'ny 1826. Izy no filoha faha telo ny Etazonia, nihiditra filoha tamin'ny 1801 izy, dia tapitra tamin'ny 1809 ny mandat-ny. Filôzôfy, mpamorina sy mpanao trano i Thomas Jefferson ary tsy nasitriny ny fitiavany frantsay. Nanana voly be mihintsy izy any Virginia, ary nanana andevo betsaka izy. Kanefa izy nitolona ho an'ny fanohanana ny Déclaration des Droits de l'homme anatin'ny firenenany. Nanangeza ny fivelaran'i Etazonia i Thomas Jefferson tamin'ny nividy ny Louisiana. 3 Président d'Etazonia'
![]() |
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity. |
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/46/T_Jefferson_by_Charles_Willson_Peale_1791_2.jpg/320px-T_Jefferson_by_Charles_Willson_Peale_1791_2.jpg)
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/e/e5/ThomasJeffersonSignature.png)
I Thomas Jefferson sy ny soniany