![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9f/Siouan_langs.png/640px-Siouan_langs.png&w=640&q=50)
Sioux
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ilay teny " Sioux dia midika naha vondrona lingoistika lehibe eo ampivoany sy ao atsimo-atsinanana ny Amerika avaratra ; ny Catawbas (tsy misy catawbas itsony 'zao), sy ny sioux (izareo koa manana fizarazanana) ; naha teny Sauteux midika izao tontolo izao ilay mponina Lakota, Nakota sy ny Dakota ; manana fomba akaikikaiky.
![]() |
Tokony jerena akaiky kokoa ny resaka tsipelin-teny anatin'ity takelaka ity Ilaina tsaraina ny teny diso tsipelina ary koa ireo fehezanteny izay mety ahitana hadisoan-drariteny. Mety ho moramora kokoa angamba ny asa fanitsiana tsipelina amin'ny alalan'ny fitaovana eto amin'ireto pejy ireto. |
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9f/Siouan_langs.png/320px-Siouan_langs.png)
Ilay teny "sioux" mety avy any amilay fitenenina nadewisu midika anatiny teny Sauteux "bibilava kely" (?). Io fitenenina io dia nalain'ny Frantsay taminy voalohany taonjato faha 17° ; dia nitenenin'i Sioux ihany aveo ; faha izao tontolo izao, tinitiny kokoa mampiasan'ilay fiteneniny Lakota, Dakota, Nakota.