Plinio Zokiny
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Plinio Zokiny na Plinio Zokiolona na Pliniosy Ilaibe dia mpahay siansan-javaboary sady mpanoratra romana teraka tamin'ny taona 23 tao Novum Comum (Como ankehitriny amin'ny teny italiana) ao avaratr'i Italia sy maty tamin'ny taona 79 tao Stabia tamin'ny fipoahan'ilay afotroa Vesovio izay nanaovany fandinihana. Izy no nanoratra ilay rakipahalalana lehibe dia lehibe atao hoe Naturalis Historia tamin'ny taona 77.
Plinio Zokiny | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Plinio Zokiny | ||
Teraka | Taona 23 | ||
Maty | 25 Aogositra 79 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Roma Taloha | ||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||