From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Nosy Juan de Nova na Nosy Kely dia nosy ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, any amin' ny Lakandranon' i Môzambika, izay tany frantsay takian' i Madagasikara. Mandrakotra velaran-tany 4,8 km2, fisaka izy io ary voahodidin' ny haran-dranomasina lehibe. Tsy misy seranan-tsambo ny nosy, fa manana lalam-piaramanidina mirefy 1,2 km.
Ny Nosy Juan de Nova dia 140 km miala an' i Tambohorano, 207 km andrefana-atsimoa-andrefan' ny Tanjona Vilanandro ary 288 km miala ny morontsiraka afrikana.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.