![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/49/Mango_-_single.jpg/640px-Mango_-_single.jpg&w=640&q=50)
Manga
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny manga dia voankazo avy amin' ny zavamaniry mitovy anarana aminy, antsoina amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Genus Mangifera, hazo ao amin' ny fianankavian' ny Anacardiaceae. Avy any India ny manga, ary volena eny amin' ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany manerana ny tany. Anisan' ny voakazo vokarina noho ny ranony, noho ny tsirony ary noho ny lokony ny manga.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/8/83/Mango_tree_Kerala_in_full_bloom.jpg/640px-Mango_tree_Kerala_in_full_bloom.jpg)
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/49/Mango_-_single.jpg/640px-Mango_-_single.jpg)
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/7/74/Mangos_-_single_and_halved.jpg/640px-Mangos_-_single_and_halved.jpg)
Avy amin' ny teny pôrtogey hoe manga, izay avy amin' ny teny malaialamo hoe മാങ്ങ / māṅga, izay avy amin' ny teny tamoly hoe மாங்காய், māṅgā, ny teny malagasy hoe manga.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/a5/Mango_and_cross_sections.jpg/178px-Mango_and_cross_sections.jpg)