![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9e/Kerala_in_India_%2528disputed_hatched%2529.svg/langmg-640px-Kerala_in_India_%2528disputed_hatched%2529.svg.png&w=640&q=50)
Kerala
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Kerala (malayalam : കേരളം Kēraḷaṁ) dia faritany mizaka tena any atsimon'i India. Any atsimo andrefan'i India ny misy azy. Manana tenim-pirenena iray manendrika azy ny Kerala ; ilay tenim-pirenenany dia fiteny malayalam ; amin'ny fianankavian'ny fiteny diravidianina io fiteny io. Ny renivohitr'i Kerala dia Thiruvananthapuram
![]() |
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9e/Kerala_in_India_%28disputed_hatched%29.svg/640px-Kerala_in_India_%28disputed_hatched%29.svg.png)
Tsy dia manam-pivelarana be ny Kerala, fa ngeza be ny hakitrony. Ny Kerala no IDH ambony indrindra any India. Kanefa betsaka ny mpisotro toaka ny ny mamono tena.