Ny Bombyx mori dia lolo ompiana fahita betsaka any Sina avaratra, ompina mba hamokarana landy. Ny fanday avy aminy no antsoina hoe bibin-dandy. Aorian' izay izy vao lasa soherina. Tsy misy any an' ala izy io fa tsy maintsy ompiana. Izy io dia vokatry ny fifantenana amin' ny alalan' ny fiompiana bibikely mitovy vondron-karazana aminy. Rehefa eo amin' ny maha lasa fanday ny zanany no mamokatra ny tsiraka sarobidy ao anaty rorany be dia be izay, rehefa azon' ny rivotra dia miova ho kofehin-dandy tokana izay anaovan' ny fanday tranon-dandy (atao hoe mason-dandy koa). Ampangotrahina ny fanday amin' io vanim-potoana iainany io mba hahazoana ilay kofehy izay manana halava mirefy 800 ka hatramin' ny 1 500 m.

Thumb
Bombyx mori

Jereo koa

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.