From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny lavenona dia ny sisa tavela farany indrindra, tsy azo dorana intsony, avy amin' ny fandoroana ny akoran-javamananaina sy akora mineraly isan-karazany, ary avy amin' ny fandorana ny zavatra toy ny arin-tany, ny arintanifompotra, ny dionarintany na ny fako isan-karazany. Ny tena fantatra dia ny lavenon-javamaniry. Ny karazana lavenona sasany dia misy taharo voajanahary izay mahalonaka ny nofon-tany; ny sasany indray misy taharo mahafaty na manimba ny nofon-tany. Amin' ny fanaovana zavatra sasany (fidiovana, sns) dia azo asolo savony ny lavenona.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.