From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny mineraly, amin’ ny ankapobeny, dia singa simika kristaly miforona mandritra ny dingana ara-jeôlôjia, Izay azo faritana, amin' ny ankamaroany, ho akora lasa kristaly miavaka amin' ny alalan’ ny firafiny ara-tsimia sy araka ny filaminan’ ny atômany izay manaraka ny filaharana voafaritra tsara sy ny fifanandrifiana mazava tsara izay hita taratra ao amin' ny rafitra kristaly sy ny vondron-kabaky ilay mineraly.
Ny mineraly dia mitambatra ka hamorona ny vato izay mahaforona ny hoditry ny Tany sy ny lambany ary, amin' ny ankapobeny, ny planeta telorika sy ny asterôida (noho izany, anisany koa ny meteôrita).
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.