![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9f/Bandiagara_escarpment_1.jpg/640px-Bandiagara_escarpment_1.jpg&w=640&q=50)
Kolontsaina ao Malỳ
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny kolontsaina ao Malỳ, firenena midadasika ao Afrika Andrefana, dia manondro ny fomba fanao ara-kolontsain' ny mponina ao aminy (niisa 20 933 072 tamin' ny taona 2020). Niteraka kolontsaona manankarena sy isankarazany tao Malỳ ny fisian' ny vondrom-poko marobe sy ny lova ara-tantara, mitahiry ny fomban-drazana toy ny lovantsofina am-bava miaraka amin' ny griôta na asa tanana, izay nisokatra nanomboka tamin' ny fahaleovan-tenany, amin' ny literatiora, ny teatra, ny sarimihetsika ary saripika.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9f/Bandiagara_escarpment_1.jpg/640px-Bandiagara_escarpment_1.jpg)