Kerobima
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny kerobima dia zavamanan' aina any an-danitra voalaza ao amin' ny Baiboly, izay manam-batana fifangaroana liona sy ombilahy sy vorona ary olona. Ny kerobima no nasain' Andriamanitra niambina ny saha Edena taorian' ny fahotan' i Adama sy i Eva.