![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/f/fb/Sites_of_Christianity_in_the_Galillee_-_Ruins_of_the_ancient_Great_Synagogue_at_Capernaum_%2528or_Kfar_Nahum%2529_on_the_shore_of_the_Lake_of_Galilee%252C_Northern_Israel.jpg/640px-thumbnail.jpg&w=640&q=50)
Kafarnahoma
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Kafarnahoma na Kapernaomy na Kafarnaoma dia tanana kely onenana mpanjono ao amin' ny faritanin' i Galilea (na Galilia), eo ampita avaratra-andrefan' ny farihy Tiberiada (na Tiberiasy izay atao hoe koa Genesareta na Jenezareta) ao amin' ny tapany avaratry ny Fanjakan' i Israely. Tamin' ny fitondran' ireo Hasmôneana, dia teo anelanelan' ny 6 sy 10 hekitara ny velaran' ity tanàna ity ary miisa 1 700 eo ho eo ny mponina tao aminy [1].
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/f/fb/Sites_of_Christianity_in_the_Galillee_-_Ruins_of_the_ancient_Great_Synagogue_at_Capernaum_%28or_Kfar_Nahum%29_on_the_shore_of_the_Lake_of_Galilee%2C_Northern_Israel.jpg/640px-thumbnail.jpg)