Jean Calvin
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Jean Calvin dia teôlôjiana prôtestanta frantsay tamin' ny taonjato faha-16 izay nanohy ny fiheveran' i Martin Lotera momba ny Refôrmasiôna, ka nampihatra izany tao Frantsa. Teraka tamin' ny 20 Jolay 1509 tao Noyon ary maty ny 06 Jiona 1564 izy. Ity teôlôjiana ity dia manantitra ny tokony hanan' ny Kristiana fiainana falain-tahaka araka ny fampianaran' ny Soratra Masina. Atao hoe kalvinisma izany fiheverana na teôlôjian' i Jean Calvin izany.
Jean Calvin | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Jean Calvin | ||
Teraka | 20 Jolay 1509 | ||
Maty | 6 Jiona 1564 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Frantsa | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||