Isaac Newton
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Isaac Newton, teraka tamin'ny 4 Janoary 1643 ary maty tamin'ny 20 Martsa 1727[1], dia olona mpanao matematika, mpanao fizika, mpanao filôzôfia, mpanao alsimia ary mpanao hainkintana anglisy. Fantatra amin'ny teôria momba ny gravitation universelle.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
Ilaina dikaina amin'ny teny malagasy ity lahatsoratra ity Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity. |