Hartford, Connecticut
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Hartford dia renivohitra ny Connecticut, any Etazonia Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2010, nisy olona 124 775 mahery tany, Hartford no tanàna lehibe indrindra any Connecticut, aorian'i ny Bridgeport, New Haven, Norwalk, Stamford, sy Waterbury.
Hartford, Connecticut | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 124 775 mpo. mponina | |
Tanànan-dehibe | 1 212 381 mpo. | |
Ben'ny tanàna | Pedro Segarra | |
Firenena | Etazonia | |
Faritany | Connecticut | |
Faritra | NC |