Ny fiteny hebreo samaritana dia karazana fiteny hebreon' ny Baiboly izay mbola ampiasaina sy soratan' ny Samaritana. Ankehitriny io fiteny io dia lasa fiteny ampiasaina amin' ny fotoam-pivavahana (fiteny litorjika) ka tsy ampiasaina hifaneraserana andavanandro. Miteny hebreo vaovao ny Samaritana monina ao Holon fa ny ao Nablosa kosa dia miteny arabo palestiniana. Soratana amin' ny karazana abidy fenisiana, izay abidy tranain' ny fiteny hebreo tranainy izay navelan' ny Jiosy ka tsy nampiasainy intsony hatry ny Andro Taloha, ny fiteny hebreo samaritana.

Thumb
Ny Genesisy 5.18-22 nataon' i Jean Morin tamin' ny taona 1631 ao amin' ny fanontana voalohany ny Pentateoka samaritana.

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.