From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny asamey (amin' ny fiteny asamey অসমীয়া ôxômiya — /ɔxɔmija/) dia fiteny indo-eoropeana tenenina any amin'ny faritany mizakatenan'i Assam any avaratra atsinanan'i India, misy miteny io fiteny io koa any Arunachal Pradesh sy any amin'ny firenena hafa any avaratra atsinanan'i India. Misy olona miteny asamey koa any Bhutan. Izy no tena atsinanana indrindra amin'ny fiteny indo-eoropeana ary misy olona 13 tapitrisa no miteny io fiteny io. Manana fomba fanoratana azy manokana izy, ampiasaina matetika rehefa manoratra io fiteny io.
Afiteny Assamey | ||||
---|---|---|---|---|
অসমীয়া Ôxômiya | ||||
Tenenina any | India, Bhutan sy USA (DE, NJ & NY) | |||
Region | Assam | |||
Total speakers | 13,079,696 (tamin'ny 1991)[1] | |||
Ranking | 52 | |||
Language family |
| |||
Writing system | fanoratan assamey | |||
Official status | ||||
Official language in | India (Assam) | |||
Regulated by | No official regulation | |||
Language codes | ||||
ISO 639-1 | as | |||
ISO 639-2 | asm | |||
ISO 639-3 | asm | |||
|
Io no teny ofisialin'ny faritan'i Assam.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.