From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Fanjakana Nabateana na Fanjakan' i Nabatea na Nabatea fotsiny dia fanjakana tao amin' ny ampahan' ny faritra misy an' i Jôrdania, i Siria, i Arabia Saodita, i Egipta, i Palestina ary i Israely ankehitriny. Nahaleo tena izy hatramin' ny taonjato faha-4 tal. J.K. ka hatramin' ny taona 106 taor. J.K. izay nahalasa zanatany rômana azy ka niantsoana azy hoe Arabia. Ny tanàna atao hoe Petra no renivohiny.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.