I Eorôpa Avaratra-Andrefana dia ny ilany avaratra sy andrefana ao Eorôpa izay tsy manana famaritana mazava sy raikitra. Araka ny famaritana ara-jeôgrafia, i Eorôpa Avaratra-Andrefana dia mahafaoka an' i Irlandy, ny Fanjakana Mitambatra, i Belzika, i Nederlandy, i Alemaina Avaratra, i Loksemborga, ny tapany avaratra amin' i Frantsa, i Danemarka, i Nôrvezy, i Soeda ary i Islandy. I Finlandy sy i Alemaina Atsimo ary i Soisa dia matetika ampidirina ao Eorôpa Avaratra-Andrefana, toraka izany koa i Aotrisy, na dia tsy matetika aza. Ny tapany atsimon' i Frantsa kosa dia matetika tafiditra ao amin' ny lemak' i Mediteranea na ao amin' i Eorôpa Atsimo.

Thumb
Famaritana faran' izay mifintika an' i Eorôpa Avaratra-Andrefana

Jereo koa

Ireo faritra ao Eorôpa

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.