El Niño
From Wikipedia, the free encyclopedia
El Niño dia zava-mitranga momba ny toetany izay tsy fahita matetika, miforona an-daniny sy an-kilan' ny Fehiben-tany, any Ekoatera sy any Pero indrindraindrindra (izay mampitsahatra ny fotoam-panjonoana), ao amin' ny tapany atsinanana sy atsimo amin' ny Ranomasimbe Pasifika, izay fantatra amin' ny fiakaran' ny hafanan' ny tampon-dranomasina tsy ara-penitra sady miantraika amin' ny toetanin' ny faritra an-tanety maro eto amin' izao tontolo izao, indrindra any Amerika Atsimo sy any Azia.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/2/27/El-nino.png/320px-El-nino.png)