Distrikan' Anjozorobe
From Wikipedia, the free encyclopedia
From Wikipedia, the free encyclopedia
Distrikan' Anjozorobe | ||
Velarantany | 4 292 km2 | |
Isam-ponina | 442 244 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Antananarivo | |
Faritra | Analamanga |
Ny Distrikan' Anjozorobe dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany avaratra-adrefan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Analamanga. manana velarana 4 292 km2 ho an' ny mponina miisa 442 244. Andalovan' ny lalam-pirenena faha-3 ilay distrika. Ny Tahirin-javaboarin' Anjozorobe-Angavo dia 11 km atsinanan' ny tanànan' Anjozorobe.
90 kilômetatra any avaratr' Antananarivo no misy an' Anjozorobe. Eo amin' ny lafy ankavanan' ny renirano Mananara, zanadranon' i Betsiboka, renirano ngeza indrindra eto Madagasikara. Ny isan' ny mponin' Anjozorobe dia 20 000.
Ao amin' ilay distrika dia misy kaominina roa ambin' ny folo, ambonivohitra sy ambanivohitra, dia ireto izany:
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.