From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Distrikan' Ambohidratrimo dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany avaratra-adrefan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Analamanga. I Ambohidratrimo no renivohiny. Ahitana kaominina miisa 24 ny ao amin' io disrika io izay manana velarana 1 415 km2 ary ny isan' ny mponina dia novinavinaina ho 470 221 tamin' ny taona 2020. Ny renivohiny dia Ambohidratrimo.
Tsangambato manan-danja teo amin' ny tantaran' i Madagasikara ny Lapan' Ambohidratrimo. Voatahiry tsara ao ny sisa navelan' ny lasa toy ny fasan' ny mpanjaka. Ny alin' ny 26 Aogositra 2015 no nirehitra ilay lapa, araka ny fikarohana voalohany nataon' ny tompon' andraikitra mahefa teny an-toerana, dia heloka bevava no niandohan' ny afo.
Irreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ambohidratrimo:
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.