Bodisma teravada
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny bodisma teravada na teravada dia endriky ny bodisma izay manakaiky ny bodisma voalohany indrindra ny teravada, manjaka ao Azia Atsimo sy Azia Atsimo-Atsinanana (Srilanka, Tailandy, Kambôdia, Birmania, Laôsy, faritra sasany ao Vietnamy), ny Sinoa ao Indônezia sy ao Malezia ary ny foko ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Sina. Vao tsy ela akory ny niorenany tao Andrefany raha mitaha amin' ny firehana zen na vajraiana.