Baton Rouge, Louisiana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Baton Rouge dia renivohitra ny Louisiana, any Etazonia Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2010, nisy olona 229 553 mahery tany, Baton Rouge no tanàna lehibe indrindra any Louisiana, aorian'i ny New Orleans, Shreveport, Metairie, Lafayette, Lake Charles, sy Bossier City.
Baton Rouge, Louisiana
| |||
![]() | |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 229 553 mpo. mponina | ||
Tanànan-dehibe | 802 484 mpo. | ||
Ben'ny tanàna | Melvin "Kip" Holden | ||
Firenena | Etazonia | ||
Faritany | Louisiana | ||
Faritra | NC |