Ankara
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Ankara no renivohitr' i Torkia nanomboka tamin' ny 13 Ôktôbra 1923 ary tanàna faharoa lehibe indrindra ao amin' ilay firenena, aorian' i Istanbul. Any amin' ny Faritra Anatôlia Afovoany (tiorka: İç Anadolu Bölgesi) no misy azy. Nantsoina taloha hoe Angora sy Ancyra izy tamin' ny Andro Taloha,
Izy koa dia prefektioran' ny faritany mitovy anarana aminy. Ny mponina ao dia antsoina hoe Ankariôta. Misy mponina maherin' ny dimy tapitrisa ny ao, ary 938 m no misy azy ambonin' ny ranomasina. I Ankara sy ny manodidina dia nisy mponina miisa 5 782 285 tamin' ny 31 Desambra 2022.