Andringitra dia tangoron-tendrombohitr' i Madagasikara, izay hita ao amin' ny tapany atsimon' ity nosy ity, 120 km avaratry ny zana-pehin-tany Adijady, 100 km miala ny Ranomasimbe Indiana. Mitodika avy avaratra mianatsimo io tangoron-tendrombohitra io. Maharatra 62 km ny halavany ary 3 km ny salan-tsakany (mahatratra 10 km izany eo afovoany). Miovaova eo anelanelan' ny 500 sy 2 658 m ny haambony. Ny tampon' Andringitra dia ny tendrombohitra Boby izay mahatratra haambo 2 658 km. Ao amin' ny tendrony atsimo no misy ny tendrombohitra Ivohibe izay mahatratra haambo 2 069 m. Nampidirina ho isan' ireo valan-javaboary Andringitra tamin' ny taona 1999 ary ho fananana maneran-tany tamin' ny 2007.

Thumb
Ny tangoron-tendrombohitra Andringitra, jerena vao mangiran-dratsy


    Wikiwand in your browser!

    Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

    Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

    Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.