Tranonkala
From Wikipedia, the free encyclopedia
Remove ads
Ny World Wide Web na Tranonkala, na Web fotsiny dia rafitra ara-panjakana mandeha ambon'ny Internet, ary afaka vangiana amin'ny rindrankajy internet ny pejy voatahiry anatin'ny tranonkala.

Anisan' ny zava-misy anatin'ny internet ny Web. Misy koa ny fampiasan'ny Internet hafa, ohatra ny imailaka, ny Usenet, ny imailaka « instantane » sns. Voaforona teo aorianan'ny Internet ny Web, fa ny web no nampalaza ny Internet.
Noho ny fivoaran'ny teknolojia, ny rehetra dia afaka mahazo ny tranonkalany avokoa ka afaka hita amin'ny aterineto. Ny zavatra 2 takiana dia: Adiresindrohy (domaine) sy Fitehirizana (Hebergement).
Remove ads
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Remove ads
