Tsara

From Wikipedia, the free encyclopedia

Ny Tsara dia fitambaran' ny faniriana fototra mahasoa ananan' ny olombelona, izay mety momba ny ara-batana izany na momba ny ara-panahy. Ny Tsara, amin' ny heviny ara-pivavahana, dia mifanohitra amin' ny Ratsy. Amin' ny ankamaroan' ny teôlôjia dia Andriamanitra no evan' ny Tsara sady loharanon' izay rehetra mety amin' ny fahatanterahan' ny olombelona.

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.