Tiberiada
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Tiberiada na Tiberiasy dia tanàna renivohitr' i Galilea (na Galilia), ao amin' ny tapany avaratr' i Israely. Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe טבריה / Tverya, amin' ny teny grika dia atao hoe Τιβεριάς / Tiberias, amin' ny teny latina dia atao hoe Tiberias, ary amin' ny teny arabo dia atao hoe طبرية / Tabarīya. Tanàna manan-tantara sy mahasintona mpizaha tany i Tiberiada. Ny tanàna taloha dia hita ao amin' ny tapany atsimon' ny tanàna ankehitriny.
Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.