Ny tamotamo dia ody aretina maro toy ny aretimbavony, aretin'aty sy ny maro hafa From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny tamotamo dia zavamaniry, karazana sakamalao (na sakaitany), izay misy fakany azo ahahy hahazoana vovony miloko mavo azo andokoana lamba na ampiasaina amin' ny fahandroana sakafo. Miloko mavo matroka ny voniny. Avy any India ny tamotamo. Curcuma longa ny anarany ara-tsiansa.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.