From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Tafondro dia fitaovam-piadiana vita fantsona vy matevina. Izy io dia natao hanipy bala mavesatra : bola vato, vy na vy anidina
Ny tafondro dia fitaovam-piadiana nampasaina hatry ny taonjato faha efatra ambin'ny folo. Ny tanjon'izy io matetika dia mamotika trano na mandratra olona maro amin'ny alàlan'ny fanisiana balam-basy maromaro rehefa ampiasaina amin'ny ady. Ankehitriny ny tafondro dia ampiasaina rehefa mamely tanjona any lavitra.
Ankehitriny betsaka ny karazana tafondro ampiasaina : misy ny tafondro manipy bala be mipoaka na « obus » amin'ny teny frantsay, ary misy ny « mortier » ahafahana mamely tanjona lavitra ary ahafahana mitifitra haingankaingaka kokoa nohon'ny obusier.
Ny fanamboarana tafondro dia loharanon-doton'ny faritany miady, noho ny vy poizina ao anatin'ny bala, ary noho ny fandretana misy merkiora ary noho ny bala simika nandritry ny ady lehibe voalohany.
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Cannons |
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.