Sacramento, Kalifornia
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Sacramento dia renivohitra ny California, any Etazonia.
Sacramento, Kalifornia
| |||
![]() | |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 466 488 mpo. mponina | ||
Tanànan-dehibe | 2 500 000 | ||
Ben'ny tanàna | Darrell Steinberg | ||
Firenena | Etazonia | ||
Faritany | California | ||
Faritra | NC |

Voaforona ilay tanàna tamin'ny volana Desambra 1848, i John Sutter no namorona azy, nivelatra ilay tanàna tamin'ny Gold Rush tamin'ny taonjato faha 19, Lasa foibe fitatitra ny fivarotana ny Sacramento.
Sacramento no tanàna lehibe indrindra any California, aorian'i ny Los Angeles, San Diego, San Jose, San Francisco, Fresno, Long Beach, Oakland, sy Anaheim.
Androany, mbola mitohy mivelatra ilay tanàna ary misy 2.187.694 mponina no miaina any. Ny olona mipetraka any sacramento manomeha azy anarana, Sacto na Sac araka ny olona any. Ny solonanarany koa dia River City na Sacratomato.
Jereo koa
Rohy ivelany
- ((en)) - www.cityofsacramento.org Sehatra ofisialy
- California
- Etazonia
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.