Ny Ranomasin'i Azov (fiteny rosianina: Азо́вское мо́ре, ds. Azovskoye more; fiteny okrainiana Азо́вське мо́ре, Azovs'ke more;), dia ranomasina lehibe eo anelanelan'i Okraina sy Rosia. Ranomasina miray amin'ny Ranomasina Mainty amin'ny alalan'ny Andilan-dranomasin'i Kerch ity ranomasina ity. Ireo tany manodidina ilay ranomasina dia i Krimea  (Okraina) any atsinanany ary i Rosia any andrefany.

Thumb

Mirefy 14 m ny halalin'ilay ranomasina. Eo amin'ny 290 km3 eo ho eo ny hadiriny.

Jereo koa

Ranomasina

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.