From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny nazisma, ara-pomba ôfisialy ny sôsialisma nasiônalista (alemanina: Nationalsozialismus [natsi̯oˈnaːlzotsi̯aˌlɪsmʊs), dia firehan-kevitra sy fomba fanao mifandraika amin' i Adolf Hitler sy ny antoko Nazi (Alemanina: Nationalsozialistische Deutsche Arbeiterpartei, NSDAP, na "Antokon' ny Mpiasa Sôsialista") any Alemana Nazi. Nandritra ny fiakaran' ny fitondrana Hitler tamin' ny taona 1930 tany Eorôpa. Ny teny hoe "neô-nazisma" mifandraika amin' izany dia ampiharina amin' ny vondrona havanana hafa misy hevitra mitovy amin' izany izay niforona taorian'ny fianjeran' ny fitondrana Nazi.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.