Montgomery, Alabama
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Montgomery dia renivohitra ny firenena ny Alabama, any Etazonia, izy no tanàna faha roa ngeza indrindra ao Alabama, (201 498 mponina). Izy no renivohitra ny County of Montgomery.
Montgomery, Alabama
| |||
![]() | |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 205 764 mpo. mponina | ||
Tanànan-dehibe | 374 536 | ||
Ben'ny tanàna | Kevin Johnson | ||
Firenena | Etazonia | ||
Faritany | Alabama | ||
Faritra | NC |
Fantatsika ny tanàna ny Montgomery tamin'ny zavatra nataony tamin'ny Ady ho an'ny fisaràna Amerikana (1861-1865) sy ny fihetsehany tamin'ny taona 1950-1960, ho an'ny fiadina mba tsy hisy fanavakavaham-bolon-koditra, otran'ny Boycott ny tetitsipika ny Bus ny tanàna
Tantara
Lasa Municipalite i Montgomery tamin'ny taona 1819, ary nahazo ny anaran'ny général Richard Montgomery, maty tamin'ny ady ho an'ny fahaleovantena amerikana.
Tamin'ny 1 Desambra 1955, anaty Bus ny tanàna, ilay mpanjaitra, Tsy nanaiky nanome ny sezany an'ny olona fotsy i Rosa Parks. Nisy Boycott ny Bus aveo nataon'i Martin Luther King sy ny Afrôamerikana niaraka aminy.
Rohy ivelany
- ((en)) - www.montgomeryal.gov Sehatra ofisialy
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.