From Wikipedia, the free encyclopedia
I Marsa (marika: ) dia fajiry na planeta fahefatry ny Lamin' ny Masoandro. Izy no fajiry kely indrindra eo aorian' ny Merkiora. Ao amin' ny fianankavian' ny planeta teliorika izy. Ny anarany dia avy amin' ny anaran' ny andriamanitra Marsa, anarana rômanan' ny andriamanitra grika Aresy (Ares). Noho ny endriny mena dia atao hoe Fajiry Mena na Planeta Mena koa izy.
Nanomboka tamin' ny taona 1960 ny fandehanana teny amin' ny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba an' i Marsa: ny jeôgrafiany, ny atmôsferany, sns.
Manana satelita roa i Marsa, dia i Phobos sy i Deimos; araka ny fedrà grika, anaran' ny zanak' i Ares ireo anarana ireo.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.