Mari-pana

From Wikipedia, the free encyclopedia

Ny mari-pana dia toetra ara-batana ao amin' ny zavatra izay maneho hafanana sy hatsiaka. Izy io dia ny fisehoan' ny angovon-kafanana, misy amin' ny zavatra rehetra, izay loharanon' ny fisian' ny hafanana, fikorianan' ny angovo, rehefa mifandray amina vatana iray mangatsiaka kokoa ny vatana mafana.

Thumb
Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.