Lamoty
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny anarana amin' ny teny malagasy hoe lamoty dia manondro karazana zavamaniry samihafa, ka anisan' izany ireto:
- ny hazo atao hoe kily na madiro na madilo na voamatony (Tamarindus indica);
- ny hazomadinika atao hoe mokonazy na lamotifotsy (Ziziphus jujuba sy Ziziphus spina-christi);
- ny hazomadinika atao hoe ramontsy na lamonty (Flacourtia ramontchi na Flacourtia indica);
- ny hazomadinika atao hoe voaramontsina (Vaccinium emirnense na Vaccinium fasciculatum na Vaccinium secundiflorum)
- ny hazo atao hoe hazobe (Capurodendron ankaranense)

Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.