From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Tanànan'i Calcutta, na Kolkata ankehitriny amin'ny fampiasana ofisialy (amin'ny fiteny Bengali কলকাতা ; ['kolkat̪a]) dia renivohitry ny faritany mizaka tena indianin'i Bengaly-Andrefana. Any atsinanan' India no misy azy, eo amoron'ny renirano Hūghlī, ny isam-ponina ao an-tanàna dia misy 4 399 819 ary 15 ho an'ny tanànan-dehibe. Tanàna faha efatra ary tanànan-dehibe faha telo any India Kolkata.
Kolkata | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 4 580 544 mponina | |
Tanànan-dehibe | 15 tapitrisa | |
Ben'ny tanàna | Bikash Bhattacharya | |
Firenena | India | |
Faritany | Bengaly Andrefana | |
Faritra | NC |
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.