Klemento IX

From Wikipedia, the free encyclopedia

Klemento IX

I Klemento IX dia papa tamin'ny taona 1667 hatramin'ny 1669. Giulio Rospigliosi no tena anarany. Teraka tamin'ny 27 na 28 Janoary 1600 izy ary maty tamin'ny 09 Desambra 1669. Nanelanelana izy tamin'ny adim-pifandimbiasana teo amin'i Frantsa sy i Espaina sy i Angletera sy i Holanda tamin'ny alalan'ny fiadanan'i Aix-la-Chapelle izay nantsoina hoe "Fiadanana klementina".

Thumb
Ny papa Klemento IX
Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.