Joseph Smith
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Joseph Smith Jr. (23 Desambra 1805 - 27 Jiona 1844) dia ilay olona namorona ny fiangonana môrmona. Olona fantatra izy amin' ny fiainana ara-pivavahana sy ara-pôlitika tany Etazonia tamin' ny taona 1830 - 1840.

Tamin' ny 1830, namoaka ny Bokin' i Môrmôna i Joseph Smith, nilaza izy fa hoe dikan-tenin' ny soratra taloha io boky io, nosoratana tamin' ny takela-bolamena ilay izy ary nomen' ny anjely an' i Joseph Smith izany soratra izany.
Tamin' ny 1830 ihany dia naoriny ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany, ary lasa filohan' io fiangonana io izy avy eo.
Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.