Ny ivoara dia zavatra mafy sy fotsy ary matroka izay akora fototra amin' ny nify sy ny vangin' ny biby toy ny elefanta, ny hipôpôtama, ny môrsa, ny narvaly, ny trozona kasalô na ny fakôsera. Any Frantsa, ny teny hoe "ivoire" dia ampiharina manokana (ary amin' ny varotra) hanondroana ny ivoara avy amin' ny elefanta na mamota. Efa hatramin' ny andro talohan' ny tantara dia nanapaka sy nanao sokitra ivoara ny olona. Talohan' ny fampidirana ny plastika, ny ivoara dia nampiasaina mba hanaovana zavatra isan' andro: bola kely (ankehitriny, vita amin' ny bakelita), kitendrin' ny pianô, bokotra, fikopahan-drivotra, tantana koveta na fatorana boky.

Thumb
Vagin' elefanta voavoatra

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.