Fitodika iharana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fitodika iharana na fitodika zoina iharana ao amin' ny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny ahitana vaniny roa fara-fahakeliny (matoanteny sy lazaina) ka ny matoanteny dia misy tovana -ina, -ana, na tsirinteny sara-droa ha- ... - ina, an- ... - ina, anka- ... -ina, na tovona voa-, na tsofoka -in-.
Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.