fiteny From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny tagalôga dia fiteny tenenina any amin' ny tapany avaratr’ i Filipina, ao amin’ ny faritra manodidna ny renivohitr’ i Filipina, Manila, ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrônezianina. Io fiteny io dia fiteny niavian’ ny fiteny filipinô, izay fiteny ôfisialin’ i Filipina. Olona 20 tapitrisa eo ho eo no nibe tamin’ io fiteny io ary ny isa manontolon’ ny olona miteny tagalôga (sy filipinô) dia misy eo amin’ ny 90 tapitrisa eo ho eo.
Tagalôga Wikang tagalog | |
Isan'ny mpiteny | 22 tapitrisa (nibeazana), 65 tapitrisa (teny voalohany+faharoa) |
Faritany | Filipina |
Sata | Teny ofisialy any Filipina (Filipino) |
Ny fiteny filipinô dia fiteny ao amin’ ny vondrom-piteny aostrônezianina izay vondrom-piteny misy ny fiteny maley-indônezianina ary fiteny malagasy. Ny fiteny tagalôga no anisan' ny fiteny aostrônezianina be mpiteny indrindra, aorian' ny fiteny malay-indônezianina sy ny fiteny javaney.
Noho ny fanjanahan-tany espaniôla nandritry ny telonjato taona dia betsaka ny voanteny tagalaoga avy amin' ny fiteny espaniôla.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.